« | »

Andrana mail to blaogy

2011-02-10 @ 15:40 in Ankapobeny

Somary nanahirana kely teo satria tsy nivoaka ny zavatra nosoratan'i kdaombaramita. Hay samihafa koa ny formats ampiasain'ny phones samihafa.
Tokony efa nmandeha amin'izao fotoana izao. Andramo ihany.

Inviato con Windows Mobile«.

Hevitra

inona ilay format lazainao io ? androïd ny SE-ko.

Nampidirin'i Kdaombaramita @ 16:50, 2011-02-10 [Valio]

par contre tsy afaka misafidy hoe inona no sokajy tiana ampidirana ilay lahatsoratra fa dia mankany mankany ilay izy.

Nampidirin'i Kdaombaramita @ 16:52, 2011-02-10 [Valio]

resaka efa avo lenta izy zany sefo an...zahay mbola any @ hoe "inona no misakana anao tsy hanokatra blaogy ?" - krkrkrkrkr

Nampidirin'i ikalamako @ 20:37, 2011-02-10 [Valio]

ikalamako > :-) Hay isika sy i toi mitovy mihitsy. hihihi.
Aleo tokoa andramana kely ity fonction vaovao ity fa toa mahaliana izy izany.

Nampidirin'i LhlTsyresy @ 00:33, 2011-02-11 [Valio]

Andramo dia teneno aho raha misy blem e :-)

Nampidirin'i Hery @ 08:42, 2011-02-11 [Valio]
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry