« | »

Androany no taom-baovao :-)

2012-01-14 @ 23:54 in Izaho sy ny ahy

Nanomboka tamin'ny herintaona dia isaky ny 15 janoary ny taombaovaonay :-)

Tratry ny taona daholo dia mirary soa sy fanambinana...

Sary tamin'ny 15 janoary 2011

Hevitra

De tratry ny taombaovao zany! mahareta @ ela indrindra.

Nampidirin'i dadasy @ 12:52, 2012-01-15 [Valio]

Arahabaina izany e, dia asio zandriny amin'izay ilay zaza fa irery loatra.

Nampidirin'i Kdaombaramita @ 14:06, 2012-01-15 [Valio]

Tratry ny taona dia mirary ho anareo telo mianaka eee!

Nampidirin'i mammysou @ 18:48, 2012-01-15 [Valio]

Tratry ny taona dia mirary soa ho anareo telo mianaka eee!

Nampidirin'i mammysou @ 18:49, 2012-01-15 [Valio]

ntsooo dia tratry ny taona vaovao izany sefo a ! gaigy koa zany an, rehefa faran'ny taona i sefo manomboka lohataona vaovao dia 15 janoary i sefo manomboka ny taona vaovao hihihi

Nampidirin'i ikalamako @ 08:55, 2012-01-16 [Valio]

Tratra ny taona eee ! Mbola tsy tara izany fa vao iray andro :P Moyenne an'ny anniversaire ve ilay 15 Jan sa ahoana hi hi hi.

Nampidirin'i pissoa @ 17:00, 2012-01-16 [Valio]

Arahabaina izany ianareo ... ianareo iza avy moa io? :)

Nampidirin'i LazaDaddy @ 04:36, 2012-01-23 [Valio]
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry