« | »

Fanafody kohaka: tantely, sakamalaho, atody manta, voasary makirana

2013-02-12 @ 18:40 in Mozika

Efa be mpahay fa tsy haiko fotsiny na amin'ny koha-maina na amin'ny koha-mando :-p no tokony hampiasana azy.

- Tantely iray sotro

- voasary makirana iray

- sakamalaho raper-na

- tamenak'atody manta iray

Toa tsy maninona koa na tsy asiana atody aza satria indraindray tsy dia azo antoka loatra hono ny atody.

Afangaro dia atao bain marie... 

Toa mahomby ihany aloha hatramin'izao. 

Hevitra

Manao ahoana oh! Azo omena ny zaza erin-taona sy tapany ve io fanafody kohaka voalaza etsy ambony io? Ny zanako mantsy somary mikoakoaka nefa tsy dia tiako loatra ny mampiasa na manome fanafody(tacchipirina,etc...). Misaotra betsaka tompoko! Andréa.

Nampidirin'i RASOANANTENAINA MARIE ANDREA @ 15:20, 2013-02-17 [Valio]

Ilay sakamalaho angamba no tsy zakan'ny zaza ka tsy tokony hasiana sakamalaho.

Hery

Nampidirin'i hery @ 09:27, 2013-02-19 [Valio]

Salama tompoko ô! Tena mahomby tsara mihitsy rehefa nandramana fa dia misaotra t@ torohevitra, sady "calcium" Natoraly vita hoazy.

Nampidirin'i Jonathan @ 09:34, 2017-04-07 [Valio]
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry