« | »

The last stand (2013)

2013-05-30 @ 07:21 in Sarimihetsika

Hita indray koa iny. Film gidragidra ilay mahazo mpijery betsaka any amin'ny salle video any Dago. Tsy dia misy votoatiny mivaingana loatra fa fanindraindrana ny héro anakiray izay lalaovin'i Arnold Schwarzenegger. Mahafinaritra fotsiny ny mijery azy. Tahaka ny avy mijery video fahiny tonga dia lasa ohatry ny matanjaka sy commando be daholo :-)

Hevitra

Misy lesona azo tsoahina ihany ka: rehefa tiana ny hanamboatra tetezana dia vita io na 1 andro ihany aza.

Nampidirin'i hajahery @ 06:52, 2013-06-10 [Valio]
Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry