Naka aina kely

2009-09-10 @ 07:15 in Izaho sy ny ahy

Lavalava iny fialan-tsasatra iny. Naka aina kely mihitsy aloha fa mafotaka daholo na ny politika na ny serasera na ny asa na ny fitaizana. Lasa lavidavitra ihany nandritra ny 1 volana latsaka. Ireto ny sombitsombintsaryValle d'Aosta (Italie)

 Valle d Aosta Valle d Aosta Valle d Aosta Valle d Aosta Valle d Aosta Valle d Aosta

Genève (Suisse)

  Nandalo tao Geneve Nandalo tao Geneve Nandalo tao Geneve Nandalo tao Geneve Nandalo tao Geneve Nandalo tao Geneve

Melun (France)

  2009 08 - Parigi 2009 08 - Parigi 2009 08 - Parigi 2009 08 - Parigi

Paris (France)

  2009 08 - Parigi 2009 08 - Parigi 2009 08 - Parigi 2009 08 - Parigi 2009 08 - Parigi

Mbola sahirana kely mizatra asa amin'izao :-) angamba amin'ny herinandro ambony mba ho tena zatra tanteraka.

Verindrohy (trackback)

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aprily 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry