« | »

Na saka... na torimaso

2007-12-04 @ 12:22 in Eritreritra mandalo

Tsy ho indray azo ny fandriana mafana sy ny "saka manatody" :-) 

Hevitra

oadray ! hay ny saka koa no manatody ankehitriny fa tsy ny valala intsony...
Hoatra ny mahita ahy fohazin'ny sakako 4 ilay izy, fa tena fomban-drizareo mihitsy izao (fa tsy midaroka kobay kosa e) lol

Nampidirin'i ikalamako @ 16:11, 2007-12-04 [Valio]

Maty aho marina sakabeloha

Nampidirin'i Ikalakely @ 09:45, 2007-12-05 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Desambra 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
            1
2 3 4 5 6 7 8
9 10 11 12 13 14 15
16 17 18 19 20 21 22
23 24 25 26 27 28 29
30 31          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry