« | »

Tonga ihany i Aina :-)

2009-02-05 @ 15:42 in Izaho sy ny ahy

Dia tonga ihany i Aina rehefa nandrasana nandritra ny 38 herinandro. Lahy kely tahaka an-drainy... Teraka tamin'ny 5 febroary 2009 tamin'ny 12 ora sy 9 minitra teto Roma.

Isaorana Andriamanitra

Hevitra

Nomen'Andriamanitra ny fara o dia maroroa taiza i dada sy neny.

Nampidirin'i fahamarinana @ 12:52, 2009-02-06 [Valio]

Arahabaina nahazo fahasoavana dia miomàna ho fotsy torimaso fa fahasambarana daholo izany

Arahabaina manokana ny reniny nanao ny asa rehetra pendant que Dada mitazana fotsiny hihihi

Nampidirin'i sakaizakely @ 14:58, 2009-02-06 [Valio]

Toutes mes felicitations pour le papa et la maman ! surtout bienvenu Aina....
Bonne continuation la maman !

Nampidirin'i Fiffi @ 15:10, 2009-02-06 [Valio]

Tongasoa Aina , miarahaba ny ray aman-dreniny zany an ! :p felicitation

Nampidirin'i Fiffi @ 15:13, 2009-02-06 [Valio]

Nomen'Andriamanitry ny fara ooo, momota kelyyyyyyyyyy! bisous be zàzà!!!:-)

Nampidirin'i Vale @ 15:52, 2009-02-06 [Valio]

Tongasoa !!!

Tongasoa Aina kely!!! Tolorana bizoroka be dia beeeee... :-)

Nampidirin'i Vale @ 15:55, 2009-02-06 [Valio]

Dia arabaina izany dia maroroa taiza ary ho salama tsy harofy.

Nampidirin'i Ralay @ 17:55, 2009-02-06 [Valio]

Arahabaina nomen'Andriamanitra ny fara.

Dia aza adino ny manoso-menaka azy eh.

sitl

Nampidirin'i sitlo @ 23:59, 2009-02-09 [Valio]
«Mialoha   1 2
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Jiona 2025 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
            1
2 3 4 5 6 7 8
9 10 11 12 13 14 15
16 17 18 19 20 21 22
23 24 25 26 27 28 29
30            
Rohy
  • Blogroll
Tahiry