« | »

Backup Manager

2006-07-07 @ 05:59 in Informatika

Androany aho vao nahita fitaovana mahafa-po amin'ny fanaovana backup-n'ny serveur. Ity fitaovana ity angamba no hitako hoe feno indrindra raha toa ka te hitahiry ny serveur web sy mysql amin'ny toerana iray hafa (remote) mampiasa ftp.

Backup Manager no anaran'ilay projet. Sendra nahita ny offre sauvegarde tao amin'ny Dedibox aho dia nahita fa io Backup Manager io no ampiasaindry zareo. Tsotra dia tsotra ny configuration. Faritana fotsiny ny zavatra tiana hotehirizina, ny toerana misy azy sy ny toerana hasiana azy, dia amboarina ny ftp hampidirana azy, dia avy eo alahatra ao amin'ny cron... dia miala sasatra.

Ireto izany hono no zavatra ao anatin'io Backup Manager io.

  • Make tar, tar.gz, tar.bz2 and zip archives.
  • Perform incremental backups
  • Automatically burn the archives on CDR/CDRW/DVD media.
  • Logging to syslog is possible
  • Perform MD5 checksums when burning data on CDR to be sure that archives aren't corrupted.
  • Backup MySQL databases with mysqldump
  • Backup SVN repository with svnadmin
  • Can be run in a parallel mode with different configuration files.
  • Keep and purge all the archives for a given number of days.
  • Upload the generated archives to remote hosts, either with FTP or SSH, RSYNC.
Dia ho hita eo ny fiasany aloha.

 

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Jolay 2024 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30 31        
Rohy
  • Blogroll
Tahiry