« | »

Atsinanan'i La Frantsa indray

2006-07-23 @ 22:04 in Blaogy Dev

Aty Strasbourg indray no fitobiana manaraka amin'ity vakansy efa hifarana ity. Aty amin'i lanto sy jm izay miandraikitra manokana ny radiovazogasy.com. Ny fandaharam-potoana? Hanao re-install-n'ny serveur-n'ny radio. Mise à jour-n'ny fitaovana fandefasana azy. Fanatsarana ny resaka fangatahana hira. Fanamboarana ny resaka dedicaces... oups, dia milomano sy mijery tanàna sy ny sisa koa tsy adino :-)Omaly izao ohatra dia nilomano be mihitsy tamin'ny atoandro, dia ny hariva nanamboatra ny serveur. Natao remote ny mysql amin'izay tsy mavesatra ny SAM dia laniny daholo ny CPU ato.

Hevitra

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Desambra 2023 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
        1 2 3
4 5 6 7 8 9 10
11 12 13 14 15 16 17
18 19 20 21 22 23 24
25 26 27 28 29 30 31
Rohy
  • Blogroll
Tahiry