Vaovao ny taona... ny inona koa?
Vaovao izany ny taona. Dia ny inona koa? Tsy mbola tafatombona tsara angamba aho dia tsy mbola hitako izay tena tokony havaozina... fa inoako fa misy vitsivitsy tokony hohatsaraina. Holazaina miandalana eo ihany.
Resaka mifangaro, zah manokana, serasera, blaogy, sns...
Vaovao izany ny taona. Dia ny inona koa? Tsy mbola tafatombona tsara angamba aho dia tsy mbola hitako izay tena tokony havaozina... fa inoako fa misy vitsivitsy tokony hohatsaraina. Holazaina miandalana eo ihany.
Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)