Tonga indray o :-)
Tonga eto amin'ny blaogy indray aho rehefa avy tsy ni-serasera nandritra ny andro vitsivitsy. Naharitra 120 ora tsy nanokatra serasera.org - sy ny forongony :-) - fa tsy naninona. Izay angamba aho vao voatery nanao toa izany. Ny dikan'izany dia efa azo ilaozana ny serasera (tahaka ireny zazakely hoe azo ilaozana kely ve sa tsia ireny). Azo nianteherana koa ny baby-sitter... (tohiny)