« | »

Nandresy ny Tompontsika

2011-04-24 @ 22:58 in Mozika

Niezaka namoaka ity hira iray tsy dia mora loatra ity aho androany. Nandresy ny Tompontsika. Hatramin'izay dia ohatry ny maivana be foana ny fetin'ny Paka rehefa tsy mihira ity hira ity. Hany ka na dia amin'ny toerana tsy miteny malagasy aza dia manezakezana rehefa any antrano. Tamin'ity taona ity izany dia niavaka mihitsy ilay hira satria efa hatry ny omaly alina no nibahana sy niverimberina tao an-dohako tao. Ny mahagaga kely fotsiny dia tsy misy teny hoe Aleloia mihitsy ao anatin'ity hira ity.

Tsy hotazomina maharitra fa indro ilay hira. (Raha tsy mbola mitranga dia andraso elaela fa sady mampiditra azy aho io)

Dia manararaotra miarahaba sy mirary soa antsika rehetra noho izao fetin'ny Paka izao.

Hevitra

Miarahaba an'i Hery tratry ny paka!
Noheveriko fa zah rery kay no manina an'io hira io refa @ sasak'alin'ny Paka!
De io no iraina mafy be refa andalana mody ...

Nampidirin'i Fara @ 20:54, 2011-04-25 [Valio]

Paska

Tratry ny Paska Hery dia misaotra betsaka an ! mirary soa indrindra e ! Angamba tena nahafinaritra ny Paska tany Italia tany an ?

Nampidirin'i Nannie @ 05:24, 2011-04-26 [Valio]

Arahaba sy fisaorana

Tratry ny Paka Rahery a. Milay ny ataonao fa tohizo e. Efa aty dago, Antohomadinika, ok.

Nampidirin'i Rainitor @ 18:37, 2011-05-15 [Valio]

Digital Marketing Agency

dago, Antohomadinika, ok.

Nampidirin'i Rainitor — 15 Mey 2011, 20:37

Nampidirin'i Digital Marketing Agency @ 05:50, 2012-05-18 [Valio]

SEO UK

Tamin'ity taona ity izany dia niavaka mihitsy ilay hira satria efa hatry ny omaly alina no nibahana sy niverimberina tao an-dohako tao. Ny mahagaga kely fotsiny dia tsy misy teny hoe Aleloia mihitsy ao anatin'ity hira ity.

Nampidirin'i SEO UK @ 06:16, 2012-05-29 [Valio]

no iraina mafy be refa andalana mody ...
UK SEO

Nampidirin'i UK SEO @ 17:05, 2012-06-08 [Valio]

Pagkatapos suriin ang isang pares ng mga ng mga post sa weblog sa iyong web site sa ngayon, at gusto ko talaga ang iyong paraan ng blogging. Ako bookmark na ito sa aking web site sa bookmark checklist at pagsuri muli sa lalong madaling panahon. Pls tingnan ang aking website bilang mabisa at ipaalam sa akin kung ano ang tingin mo.Voyage Vietnam
Ang iyong bahay ay valueble para sa akin. Salamat! ...

Nampidirin'i Voyage Vietnam @ 04:00, 2012-06-20 [Valio]

mahagaga kely fotsiny dia tsy misy teny hoe Aleloia mihitsy ao anatin'ity hira ity.www.seo-micrositez.co.uk

Nampidirin'i paris @ 07:33, 2012-07-17 [Valio]

site sa bookmark checklist at pagsuri muli sa lalong madaling panahon. Pls tingnan ang aking websitSeo Orlando FL

Nampidirin'i Seo Orlando FL @ 09:58, 2012-07-21 [Valio]

hatry ny omaly alina no nibahana sy niverimberina tao an-dohako tao. Ny mahagaga kely fotsiny diaSEO

Nampidirin'i SEO @ 11:34, 2012-08-13 [Valio]

soa indrindra e ! Angamba tena cute Halloween costumes

Nampidirin'i cute Halloween costumes @ 10:52, 2012-08-29 [Valio]

Pls tingnan ang aking my web

Nampidirin'i my web @ 10:42, 2012-09-06 [Valio]

day, as player please. Stay cool my friend :)
Roulette francese

Nampidirin'i online casino @ 13:09, 2012-09-17 [Valio]

nibahana sy niverimberina tao an-dohako tao. Ny mahagaga kely fotsiny dia tsy misy teny hoe Alelo...Search Engine Optimization

Nampidirin'i Search Engine Optimization @ 06:26, 2012-09-25 [Valio]

niavaka mihitsy ilay hira satria efa hatry ny omaly alina no nibahana sy niverimberina tao an-dohako tao. Ny mahagaga kely fotsiny dia tsy misy teny hoe Aleloia mihitsy ao anatin'ity hira ity.
video poker gratis

Nampidirin'i cool @ 13:41, 2012-11-20 [Valio]

Hany ka na dia amin'ny toerana tsy miteny malagasy aza dia manezakezana rehefa any antrano. Tamin'ity taona ity izany dia niavaka mihitsy ilay hira satria efa hatry

Nampidirin'i cool @ 11:45, 2012-11-22 [Valio]

fa sady mampiditra azy aho io)
paytime

Nampidirin'i cool @ 06:11, 2012-11-26 [Valio]

niverimberina tao an-dohako tao. Ny mahagaga kely fotsiny dia tsy misy teny hoe Aleloia mihitsy ao anatin'ity hira ity. video poker gratis
paytime

Nampidirin'i cool @ 12:39, 2012-11-26 [Valio]

Aleloia mihitsy ao anatin'ity hira ity.
Web Design UK

Nampidirin'i rock @ 10:27, 2012-12-20 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Aogositra 2024 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
      1 2 3 4
5 6 7 8 9 10 11
12 13 14 15 16 17 18
19 20 21 22 23 24 25
26 27 28 29 30 31  
Rohy
  • Blogroll
Tahiry