Aniverseran'i Neny Vitinia
Malaza mpanao fety mihitsy izahay eto Roma eto , ny weekend tonga no ela dia tsy maintsy misy mahita fety hoforonina foana. Fa ny fety tamin'ny zoma kosa aloha dia fety ofisialy. Fetim-pirenena Italiana sady aniverseran'i neny eny Vitinia.
Nahafinaritra ny fety fa tao daholo ny fianakaviana sy ny namana..