Fanorona: Andrana voalohany

2006-06-06 @ 06:47 in Ankapobeny

Vita aloha ny dingana voalohany ao amin'ilay tetikasa fanorona. Ity dingana ity dia nanamboarana ny vatabe-n'ny kilasy izay entina hampiditra ny fanorona amin'ny takelaka.

Efa namboariko ihany koa ny sary ilaina rehetra. Azo jerena eto ambany ny sombitsombiny amin'ilay ohatra. Marihana hatrany fa tetikasa misokatra io ka azo atao tsara ny manampy sy manome fanitsiana.

Ilay kilasy
http://fanorona.tuxfamily.org/wakka.php?wiki=HetsikaClass 

Ny ohatra sy ny votoatiny
http://fanorona.tuxfamily.org/wakka.php?wiki=fichierOhatra1 

 

Verindrohy (trackback)

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Jolay 2024 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30 31        
Rohy
  • Blogroll
Tahiry