Zavatra ilaiko maika

2007-01-31 @ 15:17 in Izaho sy ny ahy

Misy fiteny malagasy hoe tsy ho indray azo daholo Babay sy Ilohavohitra (ho any tokoa hono ny namana dago?)... Dia eritreretiko hoe eo anelanelan'i Babay sy Ilohavohitra sy ny fandria-mafana sy ny valala manatody aho izao. Nampiana 2 ilay options amin'izay misy tsirony tsara :-) satria dia zavatra efatra tokoa no ilaiko maika kanefa tsy maintsy ny iray ihany no tsy maintsy ho azoko.

Ireto ary izy ireo :-)

  • Desktop matanjaka be (Hanaovana video editing sns)
  • Video Camera DVD (Mazava ho azy)
  • Hard Disk 2,5" hametrahana Linux ao amin'ny notebook
  • Notebook matanjaka kokoa noho ilay anahako io :-(
Ny mampiasalasala ahy dia mifampiankina daholo indray ilay izy tsss. Tehiriziko eto ihany ity dia hiverenana rehefa hanao safidy.


Verindrohy (trackback)

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Jolay 2024 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30 31        
Rohy
  • Blogroll
Tahiry