Finday my700x

2008-04-17 @ 07:26 in Izaho sy ny ahy

Very tany Dago teo anelanelan'Analakely sy Mahamasina ny findaiko ny alakamisy 10 aprily teo... teo anelanelan'ny tamin'ny 12 ora ka hatramin'ny 2 ora tolakandro. :-) (raha sendra nisy nahita)

Dia voatery nividy an'ity finday vaovao ity. Sagem my700x. Tsara endrika sady tsy lafo nefa be zavatra ao anatiny. Misy azo hihainoana Radio sy Mp3, bluetooth ihany koa. Ny mahatsara azy koa dia azo asiana memoire Minidisk. Angamba mba haharitra.

my700x

 

Verindrohy (trackback)

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Desambra 2023 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
        1 2 3
4 5 6 7 8 9 10
11 12 13 14 15 16 17
18 19 20 21 22 23 24
25 26 27 28 29 30 31
Rohy
  • Blogroll
Tahiry