Le Bellezze Italiane
Mbola eto Afrika? :-)
Mba naharaka hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany ny Miss Italia aho tamin'ity 2008. Tamin'ny 2004 aho no naharaka farany fa ny taona hafa taorian'izay dia mijery final fotsiny sisa.
Ny lany tamin'ity taona 2008 ity dia i Miriam Leone, Siciliana
2007: Silvia Battisti
2006: Claudia Andreatti
2005: Edelfa Chiara Masiotta
2004: Cristina Chiabotto (favori-ko)
2003: Francesca Chillemi
2002: Eleonora Pedron
2001: Daniela Ferolla
2000: Tania Zamparo
Ny tany amin'ny taona lasa ankoatra an'ireo kosa dia ireto.
Nisy mainty hoditra tamin'ny 1996