Roadmap
Io fiteny io indray izao no malaza... mitovy dika amin'ny hoe todo list ihany. Koa apetrako eto aloha ny roadmap à long sy à court terme
Io fiteny io indray izao no malaza... mitovy dika amin'ny hoe todo list ihany. Koa apetrako eto aloha ny roadmap à long sy à court terme
Blaogy.com
- Possibilité de créer des pages (cf. wordpress)
- Ajout d'autres templates
- Fanatsarana ny admin
- Fanampiana ny FAQ (oh. ahoana ny fiarovana @ spam: efa nataon'i Lapino)
- Fanagasiana ny interface admin
- re-Création du plugin Flickr comme ce au'ils ont fait pour LT ne marche pas
lalao.serasera.org
Fampidirana ny Flashgames (mila mieritreritra momba ny Zend Optimizer)nandramako fa tsy mamely, en plus si je dois payer la licence de 99,99$ ça vaut pas trop la peine. Je vais plutot chercher et modifier d'autres jeux de flashkit
- Fanamboarana lalao hafa (Sudoku...)
15-04: J'ai trouvé la classe php pour générer et resoudre des tables de sudoku. Il faut maintenant penser à comment l'intéger dans lalao.
28-04: Tamin'ny farany dia sudoku flash no napetraka. Mbola tsy misy fotoana hafa hanaovana an'ilay generation de sudoku amin'ny php.
infogasy.net
- Mailing-list module, à finir
Solaitra CMS
- Guestbook v.2 (misy anti-spam)
Tsy maintsy amboarina version vaovao ny guestbook misy anti-spamsatria misy tsy mahazaka GD ny sites sasany (NFS)Tokony misy solution io satria ny blaogy.com dia misy plugin anti-spam. Iny fotsiny dia efa azo ampiasaina any ankafa. - This has been done (16/04/06)
Joomla Madagascar project
- Mailing-list package (take a look at mlist.module that I did for infogasy.net). With multiple lists, maybe subscribe and unsubscribe addresses should be set so that it accepts all type of mailing-list
- This has been completed (25/04/06)
- Quote of the day module. As requested by Renzki
- This has been completed and already uploaded to Joomla Project (26/04/2006)
Site vaovao
- surprise
Hiova tsikelikely ity post ity araka izay tonga ao antsaiko