Video: Maria o henoy ny feo

2010-11-08 @ 00:31 in Mozika

Tsy tao anaty lisitry ny hira tokony hatao ity hira ity fa noho ny namako iray namoy ny rainy dia natao mba hiarahana mivavaka aminy. Mirary fiononana feno.

Ny hira dia nalaina tao amin'ny fihirana hasina p. 138. Ny sary kosa dia nalaina tao Subiaco, Italie. Làlana miakatra eny amin'ny rovan'i Subiaco. Mba nisy mpaka sary aho tamin'ity indray mitoraka ity fa tsy naka sary tena intsony... irariana mba hitohy.

Mety mbola tsy miseho ny video raha tsy afaka minitra vitsivitsy.

Verindrohy (trackback)

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Jolay 2024 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30 31        
Rohy
  • Blogroll
Tahiry