Video: Fantatrao ry Reny

2011-06-05 @ 07:12 in Mozika

Tamin'ny telo herinandro lasa no nanombohako ity hira ity dia omaly vao vita... kanefa mitovy ihany ny vokany. Samy ratsiratsy ihany. Tsy mitombona ihany izany ilay eritreritro tato hoe rehefa vitaina ao anaty roa andro ilay hira dia tandrametaka... fa tena ilay fahaizana mihitsy no tsy ao :-).

Hira tokony nivoaka amin'ny volana mey teo ity, nandritra ilay herinandron'ny fiantsoan'Andriamanitra. Nitontona volana Mey rahateo ilay izy izay volana fanomezana haja manokana an'i Masina Maria... dia nitambatra tao anatin'ity hira ity.

Verindrohy (trackback)

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Jolay 2024 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30 31        
Rohy
  • Blogroll
Tahiry