Tsy mety afaka ao antsaina

2011-12-08 @ 07:04 in Eritreritra mandalo

Amin'ny alina kosa ve no misy "Tara-pahazavana" dia ho afaka ao antsaina? 

Nahafinaritra ahy ny revy (nofy) niaraka tamin'i Arison Jaha tao amin'ny Espace Kiron tao Paris tamin'ilay takarivan'ny 2 desambra lasa teo. Manana revy manokana ry zalahy. Arison Jaha, Olombelo Ricky, Milon Kazar no tao nampian'ireo namany vitsivitsy nasaina. Lafatra be ny rindram-peo. Gitara gasigasy, tsotsotra, manjary misy feony daholo hatramin'ny kibon'i Ricky rehefa kapohana. Afa-po tanteraka ny kil. Santionany fotsiny ity video hany mba nalaiko ity :-p (Tany wa zah lol)

 

alt

 

Verindrohy (trackback)

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Jolay 2024 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30 31        
Rohy
  • Blogroll
Tahiry