Sary avy amin'ny Marsa

2013-04-01 @ 10:00 in Sary

Tsy lainga fa tena afaka mandeha mijery ny planeta marsa ianao na dia 1er avril sahady aza androany. Tsy antenaina ho toeram-pitsangatsanganana ato ho ato akory ny planeta Marsa saingy mahaliana ity sary eto ambany nalefa avy any ity.

Azo tsindrina sy ahetsika ny sary araka izay tianao jerena, azo alehibiazina koa raha te hijery ny paozin'ny vato eny amin'ny Marsa ianao... mitovy amin'ny vato ety an-tany ihany :-)

(Momba ny sary: Mars Panorama - Curiosity rover: Martian solar day 177 in Out of this World)

Verindrohy (trackback)

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Jolay 2024 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30 31        
Rohy
  • Blogroll
Tahiry