Santatry ny lohataona 2013

2013-04-06 @ 11:01 in Kanto, Sary

Ela ny ela ka tonga ihany ny lohataona. Mbola hisy orana vitsivitsy ato ho ato fa ny zava-boahary efa nahafantatra mialoha ka efa nanomboka namoakan ny voniny.

Tsy nandeha lavitra aho naka ny sary fa nivoaka ny trano fotsiny. Ny voninkazo mena moa dia teo ambaravaran-kely tao anaty vazin'i Hanta no nalaina.

                    

Misaotra nitsidika... ary tsindrio ny +1 eto ambany raha tianao ny sary.

 

Verindrohy (trackback)

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Novambra 2023 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
    1 2 3 4 5
6 7 8 9 10 11 12
13 14 15 16 17 18 19
20 21 22 23 24 25 26
27 28 29 30      
Rohy
  • Blogroll
Tahiry