Takelaka vaovao

2006-05-10 @ 01:30 in Blaogy Dev

Dia navoaka androany ny takelaka bizna.serasera.org rehefa avy nokonokononina nandritra ny andro maromaro. Tsy natao version beta toa ny mahazatra satria stable daholo ny lafiny ara-teknika.

Hevitra azo tamin'i tinah_pro fony izy nanao ny bizna.tk io hevitra io. Izy dia nampiasa phpclassifieds fa izaho kosa dia nampiasa Joomla ka ny classifieds component no novaina tanteraka hifanaraka amin'ny zavatra ilaina.

Lafiny teknika
Anisan'ny fanovana natao ohatra ny

  • Multilanguage support (joomfish implementation)
  • Member processing. Tsy tsara ilay nampiasaina teo aloha.
  • Malagasy language. Efa mahazatra
  • Listing. Novaina ho flat ilay selectbox.

Ny votoatiny

 Somary nanana olana teo amin'ny famoronana ny sokajy isanisany sy ny fandikana izany tamin'ny teny frantsay. Mbola azo adika amin'ny teny anglisy sy ny teny hafa ihany koa raha ilaina.

UPDATES

  • 10/05/2006 16.26
    •  Nisy olana momba ny charset ilay tao amin'ny serveur dia tsy tafiditra ny accents rehetra. Kay olana avy ao amin'ny connection string mihitsy ilay izy. Efa UTF8 hatrany amboalohany ny connection string.
      nasiana an'ity dia nety
      Ao amin'ny database.php ligne 102
              @mysql_query("SET NAMES 'latin1'", $this->_resource);
              @mysql_query("SET CHARACTER SET 'latin1'", $this->_resource);
  • 11/05/2006 11.27
Hapetrako eto ihany raha misy fanitsiana atao.

Verindrohy (trackback)

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Novambra 2023 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
    1 2 3 4 5
6 7 8 9 10 11 12
13 14 15 16 17 18 19
20 21 22 23 24 25 26
27 28 29 30      
Rohy
  • Blogroll
Tahiry