Manjelatra ao am Google ny mpikambana serasera

2006-05-18 @ 23:44 in Blaogy Dev

Alina aho nanao fanandrakandramana nijery ny namana malazalaza ao amin'ny serasera.org tao amin'ny Google. Dia hitako fa tafiditra ao amin'ny pejy voalohany hatrany izay tadiaviko. Anisan'ny notadiaviko ohatra pissoa, lapino (be ny lapino fa mbola ao amin'ny pejy voalohany ihany lapino serasera ), fraz, dadabe, voromailala, ari.malala, ravakamalala, Fiffi, lantonirina, sareraka , lemenakely, lanto, vahinala, jentilisa, fasaly, sipagasy sy ny sisa sy ny sisa (tsy voatanisako intsony ) Manjelatra daholo. Ary raha vao asiana serasera fotsiny moa ho an'ireo solonanarana be mpanana dia tonga dia hita...

Fomba iray hipetrahanao ao amin'ny Google koa izany ny fidirana ho mpikambana ao amin'ny serasera... sy ny fanokafanao blaogy. Ireto ny rohy mety hilaina.

Hiditra ho mpikambana serasera

Hanokatra blaogy  

Verindrohy (trackback)

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Jolay 2024 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30 31        
Rohy
  • Blogroll
Tahiry