1er mai - Asan'ny fety
Nahafinaritra ny fetin'ny asa androany. Efa nanomboka omaly mantsy e. Fety nitohy ka toa tsy tsaroana akory hoe hiasa rahampitso.
Sombiny an-tsary no aoka hitantara.
(tohiny)Resaka mifangaro, zah manokana, serasera, blaogy, sns...
Nahafinaritra ny fetin'ny asa androany. Efa nanomboka omaly mantsy e. Fety nitohy ka toa tsy tsaroana akory hoe hiasa rahampitso.
Sombiny an-tsary no aoka hitantara.
(tohiny)
Hello all! Today is as promised the blog-crossing day. Therefore I am writing in Hery's blog and someone else would hopefully lol write in mine. Before I start writing I just want to warn you that the following is not Hery's opinion it is mine I am just taking this opportunity to inform you and show my opinion because I am sure Hery's blog is largely visited. So have you heard the news lately?
(tohiny)
Ato amin'ny sokajy hoe "Tsiaro" isika. Ity sokajy ity no ametrahako ireo zavatra vitsivitsy tadidiko hatramin'izao. Ny hanombohako azy dia resaka pikla... taxi. (tohiny)
Vita tamin'ny alina ny dingana voalohany amin'ny fanavaozana ny takelaka lisitra.serasera.org. Efa ela ihany no naniriako hanavao an'io takelaka io ary efa vonona tao ny modules rehetra hampidirina ao amin'ny solaitra fa noho ny antony samihafa dia izao vao vita. Io takelaka io no azo atao hoe takelaka renin'ny takelaky ny serasera.org rehetra. Io no takelaka nisokatra voalohany tamin'ny taona 1999, dia avy eo ny tononkira, dia izay vao ny namana. Io no anisan'ny fitaovana niasa tamin'ireny fotoana mivaivain'ny 2001-2002 teo amin'ny Firenena ireny. Misy mpikambana mihoatra ny 1.300 ary nanaparitaka hafatra imailaka mihoatra ny 26.000 nandritra izay enin-taona izay. Mbola voatahiry eto daholo ny hafatra rehetra hatramin'ny voalohany.
Gaga be aho androany fa nahazo email izay tsy nampoizina mihitsy. Email tany amin'izay cousine kelinay izay. Tena mbola kely izy tamin'izaho tany Madagasikara fa ny taona moa mandroso ary ny ankizy koa maroroka ka inoako fa efa lehibe tokoa izy izao nanoratra tamiko izao.
(tohiny)
Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)