« | »

Talenta tsy mampino

2007-03-06 @ 13:38 in Sarimihetsika

Dia samy manana ny talentany marina ny olona. Fa misy ny an'ny sasany dia tena tsy mampino mihitsy.

Mba jereo ange ity e :-)

 Vava daholo io an

 

 

Hevitra

Ie tena gaigy be mihintsy lery io tamin'ny Nouvelle Star, fa tena mahararakivy, mahavita feo 2 , 3 ohatra ny hoe miaraka izany. Ny mpitsara aza moa rarakivy tonga dia nivoa ny varavarana na dia tsy mbola nihira akory azy lery

Nampidirin'i Voromailala @ 14:53, 2007-03-06 [Valio]

FORTE !!!!!! mahavoa lery kle!

Nampidirin'i ikalamako @ 20:51, 2007-03-06 [Valio]

Hihihii
Tena sady mahay vava lery fa sady polyphonique koa :-)

Nampidirin'i lapino @ 13:43, 2007-03-07 [Valio]
Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Desambra 2019 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
            1
2 3 4 5 6 7 8
9 10 11 12 13 14 15
16 17 18 19 20 21 22
23 24 25 26 27 28 29
30 31          
Rohy
  • Blogroll
Tahiry