Haparitaka
Ezahina haparitaka tsikelikely amin'izay ny blaogy.com na dia mbola tsy vita tsara aza ny endrika fandraisana. Atao tsikelikelly eo ihany
Inoana fa hanampy amin'ny fanaparitahana sy fampitampitana ny blaogy.com koa izay efa mampiasa :)
Resaka mifangaro, zah manokana, serasera, blaogy, sns...
Ezahina haparitaka tsikelikely amin'izay ny blaogy.com na dia mbola tsy vita tsara aza ny endrika fandraisana. Atao tsikelikelly eo ihany
Inoana fa hanampy amin'ny fanaparitahana sy fampitampitana ny blaogy.com koa izay efa mampiasa :)
Araka ny programa dia mitady endrika isan-karazany ho an'ny blaogy.com aho amin'izao fotoana izao. Ny toerana ahitana an'izany dia tao amin'ny Wordpress ihany. Apetrako eto ambany daholo izay hitako koa raha misy mahaliana anareo amin'ireo endrika ireo dia ilazao aho fa hamboarina ho azo ampiasaina eto amin'ny blaogy.com (tohiny)
Be be ihany ny zavatra vita tamin'ity herinandro ity momba ny blaogy.com. Mbola betsaka koa ireo tetik'asa mbola hatao. Koa aleo aloha haka aina kely indray fa tsy hiari-tory androany alina.
Ireo zavatra tokony mbola hatao ao amin'ny blaogy.com :
(tohiny)
I have just discovered that the more tag in blaogy.com to be used with the metaWeblogapi is [@more@] (tohiny)
Noho ny solonanaran'i ari.malala misy teboka dia voatery nanova zavatra vitsivitsy tao amin'ny scripts indray. (tohiny)
Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)