Roadmap
Io fiteny io indray izao no malaza... mitovy dika amin'ny hoe todo list ihany. Koa apetrako eto aloha ny roadmap à long sy à court terme ![]()
(tohiny)
Resaka mifangaro, zah manokana, serasera, blaogy, sns...

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)