Arivonimamo
Tamin'ny 1983 tany ho any aho no nahita an'Arivonimamo voalohany na dia hoe avy any aza izahay. Tsy tena tao Arivonimamo fa mbola mandeha tongotra eo amin'ny 26km avy eo. Fa amin'izao dia azo atao hoe avy ao Arivonimamo izahay satria dia niorim-ponenana ao. (tohiny)