« | »

Ny fandraisana amin'izay

2006-03-21 @ 05:24 in Blaogy Dev

Ok Hiditra amin'ny fanatsarana tsikelikely ny pejy fandraisana amin'izay fa toa iny no ahafahana mitarika olona mialoha. Ireto avy izany ny zavatra hamakiana loha - Ny loko @ ankapobeny
- Ny endriky ny soratra
- Ny logo
   ilay Soratra Blaogy.com aloha tsara tazomina.
   Ny blao koa azo amboamboarina.
   Ny fond plein
- Ny zavatra tokony hiseho eo amin'ny fandraisana.
   Tohizana ve io sa hovaina.
   Ny vaovao (blaogin'i admin) tokony ho hita sinon manamboatra FAQ
   Statistika grrr

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Desambra 2023 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
        1 2 3
4 5 6 7 8 9 10
11 12 13 14 15 16 17
18 19 20 21 22 23 24
25 26 27 28 29 30 31
Rohy
  • Blogroll
Tahiry