Ny fandraisana amin'izay
        Ok Hiditra amin'ny fanatsarana tsikelikely ny pejy fandraisana amin'izay fa toa iny no ahafahana mitarika olona mialoha.
Ireto avy izany ny zavatra hamakiana loha
- Ny loko @ ankapobeny
- Ny endriky ny soratra
- Ny logo 
   ilay Soratra Blaogy.com aloha tsara tazomina. 
   Ny blao koa azo amboamboarina.
   Ny fond plein
- Ny zavatra tokony hiseho eo amin'ny fandraisana.
   Tohizana ve io sa hovaina.
   Ny vaovao (blaogin'i admin) tokony ho hita sinon manamboatra FAQ
   Statistika grrr
                    
		
    
