« | »

Tivoli

2007-08-10 @ 07:26 in Izaho sy ny ahy

Tamin'ny 27 jolay teo dia nandeha tany Tivoli izahay, amin'ny saha iray atao hoe "Villa d'Este". Ny tena mampalaza an'i Tivoli dia ireo "asarano" (he he... waterwork) izay tena mahavariana tokoa. Misy Centofontane (100 fontaines) sy ny sisa e :-). Sady tsy nisy guide no tsy nanam-potoana nijanonana loatra koa dia aleo ny sary no hilaza azy. 

Tsy napoitra ny feo tena izy fa feno zilizily bruits tsy ilaina loatra. Efa ho tapabolana ity video ity izao fa izay vao tafavoaka... mandany andro be ilay manao montage. Hitako ikalamako no mikolay :-) 

Dia hitako koa fa rehefa mampiseho video google eto amin'ny blaogy avy aty Italia dia tsy maintsy soloina .com ilay .it ao amin'ny adiresy hoe video.google.it.

Hevitra

Momba ahy
hery

Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)

calendar
« Jolay 2024 »
At Ta Ar Ak Zo As Ah
1 2 3 4 5 6 7
8 9 10 11 12 13 14
15 16 17 18 19 20 21
22 23 24 25 26 27 28
29 30 31        
Rohy
  • Blogroll
Tahiry