Voninkazo teny amin'ny ambassade
Tsy mikaonty ho anisan'ny lahatsoratra ity fa voninkazo fotsiny :-) Teny amin'ny ambassade malagasy eto Italia. Ireto avy ny voninkazo hitako teny teo am-piandrasana an-dRajoelina Toa lasa ho mpaka sarim-boninkazo ihany aho ity :-)
Ireto izao no Begonia semperflorens
Petites Marguerites. 2cm ny habe-n'ny voniny. Tsy mitovy amin'ny marguerites lehibe satria somary mibontsina ny voniny fa tsy fisaka.
Verveines Aubletia
Fa ity tsy haiko :-) Sedum palmeri kosa indray ity (Isaorana i Hervé nilaza ny anarany)
Hevitra