Any ianao izay...
Vita indray ny fandalovana kely tany Madagasikara nandritra ny iray volana. Nahafinaritra ny dia amin'ny ankapobeny. Fohy loatra mihitsy aza. Hametraka sary amin'izay izany izao :-) (tohiny)
Resaka mifangaro, zah manokana, serasera, blaogy, sns...
Vita indray ny fandalovana kely tany Madagasikara nandritra ny iray volana. Nahafinaritra ny dia amin'ny ankapobeny. Fohy loatra mihitsy aza. Hametraka sary amin'izay izany izao :-) (tohiny)
Tonga hatrany Toliara sy Fianarantsoa ary Antsirabe (mody tanana maromaro kanefa lalana iray ihany) ny vakansy tamin'ity fotoana ity. Tena tsy afaka mampiditra sary mihitsy aho fa angamba rehefa tonga any Roma haseho ny sary mahaliana...
Taratasy ankapobeny ho an'ireo marobe manoratra ho ahy mandritra ity fotoam-pialantsasatra ity :-) (tohiny)
J'ai pu profiter après une élaboration d'un site en flash d'un ami (plus exactement une adaptation d'un modèle), de créer un nouveau player pour Radiovazogasy.com (tohiny)
Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)