Andraikiba... mena masoandro (nampiana)
Mamadibadika ny sary nalaina tany Madagasikara aho dia nahita hoe ity sary ity no anisan'ny tsara indrindra (ilay masoandro milentika fa tsy ny olona akory). Tao Andraikiba Antsirabe no nalaina. (tohiny)
Resaka mifangaro, zah manokana, serasera, blaogy, sns...
Mamadibadika ny sary nalaina tany Madagasikara aho dia nahita hoe ity sary ity no anisan'ny tsara indrindra (ilay masoandro milentika fa tsy ny olona akory). Tao Andraikiba Antsirabe no nalaina. (tohiny)
Vita indray ny fandalovana kely tany Madagasikara nandritra ny iray volana. Nahafinaritra ny dia amin'ny ankapobeny. Fohy loatra mihitsy aza. Hametraka sary amin'izay izany izao :-) (tohiny)
Tonga hatrany Toliara sy Fianarantsoa ary Antsirabe (mody tanana maromaro kanefa lalana iray ihany) ny vakansy tamin'ity fotoana ity. Tena tsy afaka mampiditra sary mihitsy aho fa angamba rehefa tonga any Roma haseho ny sary mahaliana...
Taratasy ankapobeny ho an'ireo marobe manoratra ho ahy mandritra ity fotoam-pialantsasatra ity :-) (tohiny)
Ho hitanao ato ny isandroko. Angoniko ato mba hovakiako indray any aoriana any :-)