Mba nanaitra ahy fotsiny ny nahita an'ilay 7777 tao amin'ny namana omaly. Isan'ny namana ao amin'ny serasera.org. Raha ny tena izy dia efa nihoatra be noho io (efa ela no ni-dépasser ny 10.000) fa noho ilay hoevoafafa izay tsy mamangy ao anatin'ny 4-bolana dia io sisa.
Ezahina haparitaka tsikelikely amin'izay ny blaogy.com na dia mbola tsy vita tsara aza ny endrika fandraisana. Atao tsikelikelly eo ihany
Inoana fa hanampy amin'ny fanaparitahana sy fampitampitana ny blaogy.com koa izay efa mampiasa :)
Saika hikredy be aho androany nahita fa nisy outages vitsivitsy tao amin'ny serveur misy ny blaogy.com... dia nangina tampoka rehefa nahita hoe na ny google aza nivika kely tao anatin'ny 10 minitra (16h59 - 17h10)
Efa milamina tsara izao ny serveur...